Entrée lahatra sy anjara (lahatra, anjara)
Partie du discours expression
Synonymes zara sy lahatra
Exemples 
1Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Na inona na inona amin' ny fiainana, na olona manodidina, na toe-javatra miseho, na lahatra sy anjara koa aza, toa miara-mioko daholo izany hanindry ny efa lavo rahateo [Andraina: Mitaraina]

2013/12/12