|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lahasa |
| Singan-teny | 2 lahatra, 3 asa |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 (lahatra sy asa) raharaha atao, indrindra ny ataon-tanana toy ny fambolena: Inina indray no lahasa any aminareo izao? Ny manetsa izao no tena lahasa. Ny fanaovan-trano koa izao no lahasa maharevo ny olona any
[1.10] 6 Asa, raharaha: Mizara lahasa amin' ny mpiasa 7 Zavatra atao, taozavatra: Atombohy ny lahasanareo fa aza laozanareo miresaka eo 8 Asam-pambolena: Ny vadi-bainga no anisan' ny lahasa mafy amin' ny fambolena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 work, an occupation
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 travail, occupation, ouvrage, se dit surtout du travail des champs
[1.3] 11 travail, occupation [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 lahasa |
| Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 fandokoan-javatra toy ny kofehyna lamba
[1.10] 21 Loko manjamanja [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 teinture
[1.3] |
| Fivaditsoratra | lahasa, 23 sahalà, sahala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|