|
|
|
|

Teny iditra1  lahabolana
Singan-teny  2 lahatra, 3 volana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 literatiora am-bava mety hiady rima na tsia [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 littérature orale [1.13]
Ohatra  7  Manaraka ireo kosa dia hojerena miandalana ireo lahabolana hafa ahitana ny Angano, ny Tapatono, ny Kabary, ny Beko ary ny Poezia. [2.606]
Voambolana  8  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07