Entrée lafy tsarany sy lafy ratsiny (lafy, tsara, ratsy)
Partie du discours locution
Définition malgache entina milaza ny fisian' ny atiny sy ivelany amin' ny fitafiana, na ny toetra tsara sy ratsy mety hananan' ny olona na zavatra iray [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31