|
|
|
|

Teny iditra1  lafiratsy
Singan-teny  2 lafy, 3 ratsy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ambadika na atin-javatra; voho [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 inconvénient
7 envers; revers [1.13]
Ohatra  8  Ahitana fomba fiasa telo samihafa, izay ahitana lafitsarany sy lafiratsiny, kanefa nefa sarotra ampiarahina izy ireo raha te-hitazona ny andrim-panjakana ho azo folahina [4.27#2007/02/28]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Ny ankehitriny :
Tohi-kevitra  11 lafitsara

Fivaditsoratra  12 fisilatra, lafiratsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02