|
|
|
|

Teny iditra1  ladinina
Fototeny  2 ladina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hodidinina, fadidirana:
5 Ladinin' ny vahy ny hazo any an' ala
6 Fatorana, akambana:
7 Ladino ireto zozoro ireto hanaovana takelaka [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 bararata noladinimbahy
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 dilanina, ladinina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17