|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  koromby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandri-borona
4 Bara vy atsatotsatoka eo amin'ny varavarankely
5 Farafara mandeha azo aforitra na ahorona [1.1]

Teny iditra (2/2)6  koromby
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Fakofako na bozaka asarona ny voa vao nafafy na vao mitsimoka na zanaborona vao foy koa aza, mba hiaro azy. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  24 kirombo, koromby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19