|
|
|
|

Teny iditra1 akoromby
Fototeny  2koromby
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina miaro, manaloka: Tsilo akoromby ny anana mba tsy hohanin' ny biby ary bozaka akoromby ny ketsa. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 akoromby, 10 miroboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12