|
|
|
|

Teny iditra1  korianana
Fototeny  2 koriana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ibolisarana, iporotsahana, itsoriahana: Nokorianan' ny fandraka ny tanako ka nijananaka ra.
5 Ianjerana, kodiavana: Nokorianan' ny vato ny tongotry ny zandriko ka naratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to have something flow or glide over it. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 sur quoi on fait glisser. [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 anankiroa, 13 anikorana, 14 ikoranana, 15 korianana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12