|
|
|
|

Teny iditra1  korataba
Fototeny  2 kotaba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao korataba be izao, rankizy? [1.1]
Ohatra  5  Nitsotra teo am-parafara izy, fa ny eritreriny nikodingidingy, nidina ny tohatra, hitady olo-maro sy korataba. [2.529]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  23 kotaba

Fivaditsoratra  24 atrobaka, 25 borataka, korataba, 26 rako-bata

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19