|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kompà
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitaovan' ny mpandrafitra sy ny mpianatra anaovana soritra boribory tonga lafatra; misy tongony roa ny kompà, ka ny iray, maranitra, mitsatoka eo amin' ny ivon' ny boribory tian-katao ary ny iray kosa azo ahodina manodidina ka mamaritra ilay boribory [1.1]
4 fanjehy [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  8  Fitaovam-piasana
Tovy hevitra  9 fanjehy, fanoritamparibolana

Teny iditra (2/2)10  kompa
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 ébréché ; brèche. (drôña, bàña, ròmpa). [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  kompà, kompa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21