Entrée komandy
Partie du discours nom
Définition malgache Governora mpitondra faritany iray lehibe tamin' ny tany gasy fahizay, mitovitovy amin' ny lehiben' ny faritany ankehitriny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the governor of a town or district in former times [Hallanger 1973]
Définition française gouverneur d'une ville ou d'un district autrefois [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
komandy
komandiko
komandinao
komandiny
komandintsika
komandinay
komandinareo
komandin'
komandin-
komandim-
Exemples 
1Nizaha maso ny Komandy. [Rapatsalahy: Kintana, page 194]
2Andriantsimahaidiso no komandy tao Vohipeno. [Randriamamonjy: Tantara, page 203]

2018/08/04