Entrée | komandà | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [fr, commandant] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny manamboninahitra amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kapiteny izay ambaniny sy ny lietnà-kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] | |
Explications en français | [Tankarana] Chef, administrateur. [1.19] | |
Vocabulaire | Militaire | |
Origine | Français: commandant. | |
Anagrammes | komandà, mandoka, mondaka |
Mis à jour le 2020/07/31 |