|
|
|
|

Entrée1  koly
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana [1.1]
4  Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatamtiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray koly indray Rakoto [1.1]
Dérivés 
5  Verbes actif :
Synonymes  6  kolikoly
Analogues  7  Tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola
Mots composés 

Anagrammes  9  koly, loky

Mis à jour le 2020/07/31