Entrée kolokolo dimbin' ny vary (kolokolo, dimby, vary)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny taranaka izay misolo ny olona teo aloha, matetika ampiarabina amin' ny hoe solofo dimbin' ny ala [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31