|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kolejy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Tany aloha: 1) Fianarana ambony: Taona inona ianao no niditra tao amin' ny Kolejy? 2) Mpianatra amin' ny kolejy: Kolejy nahay zavatra Itompokolahy
Ankehitriny: Trano fianarana misy ambaratonga faharoa ka hatramin' ny kilasy faharoa no ho miakatra [1.1]
Explications en anglais  4  a college [1.7]
Explications en français  5  collège [1.8]
Exemples  6  Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy [2.649]
7  Fagereng, misionera loterana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe [2.356]
8  Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara [2.499]
Tous les mots composés  9  2 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  10  Education

Entrée (2/2)11  kolejy
Partie du discours  12  adjectif
Explications en malgache  13  kalita [Tambahoaka] [1.78]
Exemples  14  Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy. [2.649]
15  Fagereng, misionera lote-rana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe; [2.356]
16  Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara. [2.499]

Mis à jour le 2025/10/08