|
|
|
|

Teny iditra1  kodia vato
Singan-teny  2 kodia, 3 vato
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 hidimbavahadin' ny tanàna, izay akodia no fanidiana azy rehefa amin' ny alina na raha tonga handroba ny fahavalo [1.1]
Sary 

Fivaditsoratra  kodia vato, 6 voatodika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12