Entrée kobay
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-pery vokatry ny mikraoby azo amin' ny fahalotoam-pitondran-tena. (Toa mamorofotra kely foana no fisehoan' ny kobay voalohany, dia mandroso ihany ka manjary toy ny hatina, izay potsitra dia tonga fery) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée kobay
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara] tehina, kibay [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] kibay [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano, Taisaka] tehina [Rakotosaona 1972]
Définition française  [Tankarana] bâton. [David 1952 (takila K)]
Synonymes kibay ~ kobay bory
Citations 

Entrée kobay (koba)
Partie du discours impératif du verbe passif kobaina [liste complète]

2017/03/10