|
|
|
|

Teny iditra1  kitoza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hena nodidiana lavalava ka alona sira mba ho azo tehirizina, ary ahantona eo ambony fatana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 salted and dried meat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 viande boucanée [1.8]
Ohatra  6  Nisy arivo mahery ny isan' ny kitoza vitanay. [2.472#]
7  Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. [2.643#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  17  Toe-karena: hanina
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  kitoza, 20 tikoza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09