Entrée | kitoatoan > kitoatoa | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en anglais | A random guess, a random act [1.7] | ||||||||||||
Explications en français | Hasard, aventure [1.8] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||

Partie du discours | adverbe | ||||||||||||
Explications en malgache | Ataotao foana sady ankinina amin' ny kisendrasendra: Namaly kitoatoa izy tamin' ny fanadinana ka tsy afaka Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, tsy am-pitandremana: Manao kitoatoa koa Rangahy ity! aiza ka fahavaratra vao hanafo trano [1.1] | ||||||||||||
Explications en anglais | At random [1.7] | ||||||||||||
Explications en français | Au hasard [1.8] | ||||||||||||
Exemples | Manao kitoatoa lahy, lehity, lahy!
[2.643] | ||||||||||||
Mots composés |
| ||||||||||||
Anagrammes | kitaotao, kitoatoa |