|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kitoatoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 a random guess, a random act [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4 hasard, aventure [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  13 kitoatoan' olona

Teny iditra (2/2)14  kitoatoa
Sokajin-teny  15  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16 Ataotao foana sady ankinina amin' ny kisendrasendra: Namaly kitoatoa izy tamin' ny fanadinana ka tsy afaka
17 Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, tsy am-pitandremana: Manao kitoatoa koa Rangahy ity! aiza ka fahavaratra vao hanafo trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 at random [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 au hasard [1.8]
Ohatra  20  Manao kitoatoa lahy, lehity, lahy! [2.643#]
Mpanahaka  21  befahatany, 22  mosalahy
Kamban-teny rehetra  23 manao kitoatoa

Fivaditsoratra  24 kitaotao, kitoatoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17