Entrée kitari-daolao
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Betsileo] Hira fanaon' ny tovovavy amin' ny takariva diavolana: mandeha mifampitohitohy maro ny ankizy ka ny tanany havanana itohizany amin' ny eo aloha, ary ny havia amin' ny eo aoriana [1.1]
Analogues  isam-balahazo ~ isan' andravava ~ isan-drary

Mis à jour le 2020/07/31