|
|
|
|

Teny iditra1 kisolosolo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Toerana somary solampilampy, izany hoe avo ila na mandry soroka kely; tehezan-kavoana mandry soroka kely solampilampy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4sloping ground. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5terrain en pente. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02