|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kisokiso |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 teny fiantsoana ny kisoa
[1.10] 4 Teny entina miantso ny kisoa. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 10 kiso |
| Teny iditra (2/2) | 11 kisokiso |
| Fototeny | 12 kiso |
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 sorisorena, malonilony, madikidiky, mora tezitra, soso-dava
[1.10] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 morose, hargneux
[1.3] |
| Tovy hevitra | 16 kiso |
| Fivaditsoratra | kisokiso, 17 sokisoky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|