|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kiso |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 antsy fanao am-paosy
[Taisaka]
[1.78] 4 antsy [Sihanaka] [1.78] 5 antsy fandidian-kena: Tra-draha tsy amin-kiso ka manao mesa vazankoho (tra-javatra tsy manana antsy ka ny hoho no andidiana) [Tanala] [1.78] 6 Antsy, antsipika [Betsimisaraka] [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 couteau de table
[1.3] |
| Teny iditra (2/3) | 8 kiso |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Teny entina miantso ny kisoa.
[1.1] |
| Voambolana | 11 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 12 Feo |
| Tovy hevitra | 13 kisokiso |
| Teny iditra (3/3) | 14 kiso |
| Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 morose, hargneux
[1.3] |
| Fivaditsoratra | kiso, 17 Kosi, 18 Kosy, kôsy, 19 soky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|