Entrée |
kisina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana [1.1]
|
Exemples | Dia nitory kisina taminy isan' andro teo izy sy nanorisory azy tamin' ny hata-dava, ka efa sosotra mafy ny fanahiny nila hahafaty azy
[2.996]
|
Dérivés |
Synonymes | |
|
Entrée |
kisina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Bezanozano, Merina]
Nom d'une liane indéterminé (citée dans la Firaketana Malagasy). [1.196]
|
Vocabulaire |
|