|
|
|
|

Teny iditra1  kiriolona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vazaha fotsy hoditra tendra tany amin' ireo tany nozanahin' ny ray aman-dreniny fahizay
4 Safitra zanaky ny Vazaha sy ny tompontany, mainty na zarazara ny oditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a creole, esp, a person from Reunion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 créole, spéc. de la Réunion [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12