|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; kipika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanesorana zavatra hiala ka ailika na atsipy; fanalana amin' ny fanakifihana. [1.1#495]
Fanazavàna teny frantsay  4 Action de rejeter en secouant, de se défaire de [1.3#333]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2) 25 ; kipika
Sokajin-teny  26  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  27 [Tankarana] bouché (puits, fontaine), obstrué. [1.19]

Fivaditsoratra  28 kapiky, kipika

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04