|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kipaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanendahana na fanesorana na fandroahana tsy misy fanajana; fiendahana, fialana mitambatra; fielakelahan-javatra mihofakofaka miala.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Action de chasser, d’expulser, de rejeter, de repousser
5 Action de se détacher, de s'écailler, de détacher, d'enlever [1.3#332] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 26 kipakipaka |
| Fivaditsoratra | 27 kapika, kipaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|