|
|
|
|

Teny iditra1  akipaka
Fototeny  2 kipaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alana, esorina: Zanaka tsy vanona io: reniny niteraka azy ka nakipany nony antitra
5 Esorina ny akanjo, aboridana: Nakipaky ny jiolahy ilay mpandalo dia nilaozany tao
6 Esorina hiala: Akipaho ny tsihy rehefa mandalotra mba tsy haloto
7 Endahana indray miaraka: Nakipany iray ihany ny hoditr' ilay omby
8 Ariana: Akipaho any an-kady ny fako ao atsimon-trano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à détacher, à enlever, à écailler, à rejeter ; celui qu’on dépouille de ses vêtements:
10 Zanaka tsy mankasitraka io ka nakipany ny reniny antitra (C’est un enfant ingrat qui a rejeté sa vieille mère) ~
11 Nakipany ny lambako (Il m’a dépouillé de mon lamba)
[1.3#333]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  akipaka, 17 kapaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17