Entrée kinan > hinana (hana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana [1.1]
Explications en français  [1.12]
  [1.3]
Exemples ka amy ny sivy mehery vao nitsahatrin'ny hinana dia vao nijery ny miaramila France indray izay nandihy, ka namelom-bovoka be hiany, sy mitabataba amy ny dihy. [2.59]
Dérivés 
Mots composés 

Anagrammes 

Entrée kinan > kinana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanosy] tanantanamanga [1.78]
Explications en français  [Tankarana] Huile de ricin. (tsìroka) § tanantanamanga. [1.19]
  [Bara, Betsileo, Mahafaly, Sakalava] (parfois improprement orthographié kinany, Mensier, Dictionnaire des huiles végétales, etc.) (de nana : sécrétion blanchâtre des plantes, assimilée au pus qui se forme dans les organes humains infectés). Nom de diverses plantes sécrétant du latex. Surtout : Jatropha curcas L. et Ricinus communis L. (Euphorbiaceae). [1.196]
Nom scientifique Jatropha curcas, Ricinus communis
Vocabulaire 