|
|
|
|

Teny iditra 1  kilonjy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vato boribory malamalama fahita eny amoron-drano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a small round pebble. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 caillou bien arrondi. [1.8]
Voambolana  6  Haibolantany
Tovy hevitra  7 vatokilonjy
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how kilonjy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19