|
|
|
|

Teny iditra1  kilemaina
Fototeny  2 kilema
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Manan-takaitra tsy mety sitrana intsony (tapa-tongotra, bory tanana...) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 maimed, crippled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 estropié, mutilé [1.8]
7 infirme [1.13]
Voambolana  8  Fahasalamana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 kilaimena, kilemaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02