|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kikisana |
| Fototeny | 2 kiky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hanina amin' ny fanalana tsikelikely amin' ny nify ny nofon-kena miraikitra amin' ny taolana:
5 Nokikisan' ny alika ilay taolana natsipinao tao 6 Lanina, kepohina: 7 Nokikisan' ny mpandova ny fananan-dRabe 8 Diovina amin' ny fanalana ny loto miraikitra: 9 Nokikisan' ny ankizy ny latabatra 10 Alana ny hodi-menan' ny mangahazo na ny kiran' ny trondro: 11 Kikisana ny mangahazo / Kikiso ireto trondro ireto [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to be scraped; to be gnawed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 qu'on racle, qu'on gratte; qui est rongé
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18 kikisan' ny fialonana |
| Fivaditsoratra | kikisana, 19 kinasika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|