Entrée | kidiadiavorona | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin' ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin' ny hariva, ataon' ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (Oxalis repens) [Rajemisa 1985] | |
Vocabulaire | Botanique: Herbe | |
Nom scientifique | Oxalis repens | |
Synonymes | kidiadiamborona | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |