Entrée kibango
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava] Kitapo fasiana firavaka sarobidy fitondra mandeha [Rajemisa 1985]

Entrée kibango
Partie du discours nom
Définition malgache Tehina hazo be
¶ Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy, toy ny alika izany, na ny akoho tsy tiana hikotrika, na ny omby maditra [Rajemisa 1985]

Entrée kibango
Partie du discours nom
Définition française  [Tankarana] syphilis. [David 1952 (takila K)]
Vocabulaire 

2017/03/10