|
|
|
|

Teny iditra1  kiankianina
Fototeny  2 kiankiana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahafinaritra, bikàna: Tovovavy kely kiankianina izay no tonga tao
5 Mora sosotra, mora mararin-teny: Olona kiankianina sarotra iarahamonina [1.1]
Ohatra  6  fa hianao tsy hantsoina intsony hoe: ikala kiankianina, ikala miangentsana. [2.996#]

Fivaditsoratra  7 ianakinkiña, kiankianina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08