|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1 ; ketraky
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe ketraka
Ohatra  3  Hevero fa niaritra ny famelezana mafy nafitsoky ny mpanota taminy izy, mba tsy ho ketraky ny fanarian-toky hianareo [2.996#65.12.3]

Teny iditra (2/3) 4 ; ketraky
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 [Antesaka] malazo [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  7 [Antesaka] détendu, calme [1.82]

Teny iditra (3/3) 8 ; ketraky
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 [Sakalava] tany lemaka [1.78]

Fivaditsoratra  11 kekitra, ketraky, 12 ketrika

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26