|
|
|
|

Teny iditra1  kendritohina
Singan-teny  2 kendry, 3 tohina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 jereo kendry tohina [3.1]
Ohatra  6  Hatramin'izao aza, mbola sarotra ny fandidiana, tsy azo atao mihitsy ny mivoaboaka ny toby ipetrahan'ny miaramila satria miandry kendritohina ireo mpikomy sy ny tafiky ny fanjakana sodane [4.26#2008.03.12]

Fivaditsoratra  kendritohina, 7 kendry tohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12