|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kelimafana
Singan-teny  2kely, 3mafana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 étoffe à petits carreaux, étoffe quadrillée [1.3#321]
Voambolana  6 Toe-karena: zaitra

Teny iditra (2/2)7 kelimafana
Singan-teny  8kely, 9mafana
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Karazan-javamaniry roa karazana no antsoina amin' izany, ka ny voalohany misy tsirony handatra ary toa mandoro na mahakendakenda izany; ny faharoa kosa, fampiasan' ny olona ho fampahazotoana homana ka hanina alohan' ny sakafo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 plante qui a une vertu apéritive [1.3#321]
13 (« petite mais chaude »). On désigne, semble-t-il, deux plantes différentes sous ce nom : [Merina]
Lasiosiphon bojerianus Decne (Thymelaeaceae), sous-arbrisseau à saveur âcre brûlante, provoquant une sensation de brûlure, de strangulation quand on mâchonne ses feuilles ou ses rameaux (Saponines).
Plante indéterminée utilisée comme stimulant apéritif avant les repas (citée par Malzac, Grandidier et le Firaketana). [1.196]
Voambolana  14 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15 fanakilema, 16 kelimafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12