|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kekerina |
| Fototeny | 2 kekitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako
5 Tsindronina: Nokekerin' ny moka ny handriko 6 Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany 7 Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io lady io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be bitten, to be stung
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 qui est piqué, qui est mordu
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 14 kaikerina |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | kekerina, 16 kinerake |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|