|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 katraka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feo heno mikepoka amin' ny fianjeran' ny zavatra mafy anankiray amin' ny zavatra mafy iray hafa
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 bruit d'un corps dur tombant ou frappant sur un autre;
5 bruit d'une respiration gênée, comme celle d'un poitrinaire, d'un mourant; 6 action de frapper avec bruit [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 22 Feo |
| Teny iditra (2/4) | 23 katràka |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 sarety
[Masikoro]
[2.606#152] |
| Teny iditra (3/4) | 26 katraka |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 chef, patron
[1.60#161] |
| Teny iditra (4/4) | 29 katraka |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 karazan-dolo (bibikely)
[Taisaka]
[1.78] |
| Voambolana | 32 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Fivaditsoratra | katraka, katràka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|