|
|
|
|

Teny iditra1  akatraka
Fototeny  2 katraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mampisy feo mafy mikotrokotroka, midoboka na mirohondrohona: Nakatraky ny lakana nidona taminy ilay haram-bato [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  akatraka, 9 karataka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12