|
|
|
|

Teny iditra1  Karemy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fepotoana efapolo andro manomboka ny Alarobian' ny lavenona ka miafara amin' ny asabotsy masina, ifadian' ny kristianina katolika hanina sy hena isan-jomà ho fanaovana asa fivalozana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 Lent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 Carême [1.3]
Voambolana  6  Fivavahana

Fivaditsoratra  7 Karemy, 8 marike, 9 meraky, 10 merika, 11 mikera, 12 mireka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12