|
|
|
|

Entrée1  karandoha
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Biologie
Explications en malgache  4  Taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy [1.1]
5  Fitambaran'ny taolan-doha [1.13]
Explications en anglais  6  A skull [1.7]
Explications en français  7  Crâne [1.8, 1.13]
Exemples  8  Kanefa vitsy ny karandoha sisa tavela ahazoa-mamantatra izany. [2.285#]
9  Ny taolan'ny karandoha dia mbola tsy mifotona tanteraka eo amin'io toerana io. [2.424#]
Mots élémentaires  10  karana, loha
Mots composés 
Phytonymes 

Mis à jour le 2023/07/31