|
|
|
|

Teny iditra 1  kaporaly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kaporaly-sefo amboniny sy ny miaramila kilasy voalohany; mitovy laharana amin' ny quartier-maître faharoa amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a corporal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 caporal [1.8]
Voambolana  6  Miaramila
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how kaporaly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19