Entrée kapiteny
Partie du discours nom
Explications en malgache Manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny lietnà ary ambanin' ny komandà; mitovy fahamboniana amin' ny lieutenant de vaisseau amin' ny tanisa andranomasina [1.1]
Explications en anglais A captain [1.7]
Explications en français Capitaine [1.8]
Exemples 
1Manao ahoana, hono, ny Kapiteny Cadet? [2.643]
2Gaga ry zareo fa hay kapiteny kely mainty hoditra ilay izy. [2.472]
Vocabulaire 
Origine Français: capitaine.
Proverbes 
Article 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/07/30