|
|
|
|

Teny iditra1  kapaina
Fototeny  2 kapa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tapahina amin' ny famaky na antsibe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be cut, as a tree. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on coupe, qu'on abat comme un arbre. [1.8]
7 qu'on coupe, qu'on défriche. [Tanala] [1.6]
Ohatra  8  kapaina ny lobolobo, esorina ny rano mihandrona. [2.445#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ikapana, 15 kapaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02