Entrée kaonty
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetra na isan' ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin' ny volanao
Fanisana na fanambarana vola: Manao kaonty ao an' efitra ao i rainao ~ Tsy miady izany kaonty izany [1.1]
Explications en anglais An account [1.7]
Explications en français Compte [1.8]
Exemples 
1Mpanao kaonty no asako. [2.4]
2Sao dia misy diso kaonty izany? [2.472]
3Tsy maintsy manamarina ny fampahalalam-baovao navoaka ny Fitsarana momba ny Kaonty. [4.27]
Dérivés 
Mots composés 
Hyponymes Kaonty tsy vita (Rapatsalahy Paul)
Origine Français: compte.

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11