Entrée kambontsinay
Partie du discours nom
Explications en malgache Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay [1.1]
Exemples Mitranga izany raha toa ka rovitra na miolana ny kambontsinay na faritra hafa amin'ny tsinay. [2.424]
Vocabulaire 
Mots élémentaires kambo ; tsinay

Mis à jour le 2023/12/11